Rano
- Ny rano dia akora iankinan'ny aina eto an-tany. Amin'ny mari-pana sy ny tsindry mahazatra dia miendrika zaka mitsiranoka izy.
Ranomandry
- Ny ranomandry dia rano mivaingana noho ny hatsiaka.
Ranomasina Mena
- Ny Ranomasina Mena (amin'ny fiteny arabo Bahr el-Ahmar na البحر الأحمر) dia ranomasina an-kontinenta eo amin'ny lemaka be velarana Indo-pasifika eo anelan'i Afrika Avaratra sy ny Atsinanana A
Ranomasina Mediteranea
- Ny Ranomasina Mediteranea dia ranomasina any atsimo andrefan'i Eorazia, ary ranomasina any avaratr'i Afrika.
Ranomasimbe Pasifika
- Ny ranomasimbe Pasifika, mivelatra amina velarana 166 241 700 km², dia ranomasimbe mivelatra indrindra eto an-tany.
Rano madagaszkári kiejtés jelentése, szinonimák, antonímák, fordítások, mondatokat, sőt még többet is.