Adalo
- Ny Adalo dia vintana fahiraika ambin'ny folo amin'ny fanandroana manaraka ny zodiaka. Ny Adijady no eo alohany ary ny Alohotsy no manaraka azy.
Adama (Baiboly)
- I Adama, araka ny Baiboly, dia ilay olona voalohany noforonin'Andriamanitra teto ambonin'ny tany. Izy sy ny vadiny atao hoe Eva no nitaranaka ny olombelona rehetra.
Adalo (antokon-kintana)
- Ny Adalo dia antokon-kintan'ny zodiaka andalovan'ny masoandro amin'ny 16 Febroary hatramin'ny 11 Marsa.
Adara (volana hebreo)
- Ny Adara dia volana faha-12 ao amin'ny tetiandro litorjika hebreo fa volana fah-6 kosa ivelan'ny fivavahana amin'ny taona misy roa ambin'ny folo volana.
Adala madagaszkári kiejtés jelentése, szinonimák, antonímák, fordítások, mondatokat, sőt még többet is.