Jakoba
- Ny anarana hoe Jakoba dia anarana be mpitondra.
Jakoba (patriarka hebreo)
- I Jakoba dia lehilahy iray voalaza ao amin'ny Baiboly fa zanak'i Isaka sy rahalahin'i Esao. Isan'ireo Patriarka nanao fanekena tamin'Andriamanitra izy.
Jakoba zanak'i Zebedeo
- I Jakoba zanak'i Zebedeo na Jakoba zanak'i Zebedio na Jakoba zanak'i Zebede na Jakoba Zokiny dia iray amin'ireo mpianatr'i Jesoa roa ambin'ny folo lahy.
Jakoba zanak'i Alfeo
- I Jakoba zanak'i Alfeo na Jakoba Zandriny na Jakoba Kely dia isan'ireo mpianatr'i Jesoa roa ambin'ny folo lahy.
Jakoba ilay Marina
- I Jakoba ilay Marina na Jakoba rahalahin'i Tompo na Jakoba fotsiny dia Jiosy avy any Galilea, izay isan'ny ireo atao hoe rahalahy efatr'i Jesosy araka ny voalazan'ny Evanjelin'i Matio (Mat.
Jakoba madagaszkári kiejtés jelentése, szinonimák, antonímák, fordítások, mondatokat, sőt még többet is.